Entry mipaka (paka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikambana, mitambatra, mikaona: Tsy mipaka tsara ny hazo amin' ity farafara ity
Tonga hatramy..., mikasika ny...: Aza atao mipaka amin' ny valindrihana ny boky fa ratsy endrika
Midona: Nipaka tamin' ny zoron-databatra ny vilia ka vaky
Mitovy hevitra: mikatroka ~ mipaika ~ mipoka
Miady: Nipaka Isambilo sy Ibalita ka nitangoronan' ny mpianatra
Mandritra ny... manontolo: Telo taona mipaka izy no tany Nosibe
Mitovy hevitra: maninjihinjy ~ maninjitra ~ manontolo ~ ngarangidina [1.1]
Examples Hatr' amy ny lapa-bolana mipaka dia naneky izy. [2.48]
Morphology 
Present : mipaka
Past : nipaka
Future : hipaka
Imperative : mipakà
Compound words 
Proverbs 

Entry mipakà (paka)
Part of speech imperative of active verb mipaka [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20