Entry miolika (olika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mivily, mihodina: Eto no miolika miankandrefana ny renirano [1.1]
Explanations in English To wind about as a serpent; also same as miolaka. [1.2]
Explanations in French être sinueux, en zigzag, en spirale, se détourner, serpenter [1.3]
Examples Irony lalana ery avaratra ery
dia malomaloka toa lalana ela
ary toa miolika atsy toa miolika aroa
nefa manodidina no andrefan-tranon-dRatiakonohoniolona
[2.131]
Morphology 
Present : miolika
Past : niolika
Future : hiolika
Imperative : mioleha
Synonyms miolaka ~ miolikolika
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20