|
|
|
|

Entry1  miofy akondro vava
Elementary words  2  miofy, akondro, vava
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny olona mahantra fadiranovana
Explanations in English  5  [1.2] to take the skin off bananas with the mouth
fig. very poor and wretched. See faraidina
Explanations in French  6  [2.415#2535] Le pauvre épluche les bananes avec sa bouche tant il a faim et tant il ignore les usages
Examples  7  Mba nisy fianarana kely nodiaviko ihany, mba misy fahalalana kely ananako ihany, tsy azo lazaina ho miofy akondro vava tahaka an' i Dada sy Neny aho. [2.472]

Updated on 2024/03/03