Entry mindran-tsofina (indrana, sofina)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza olona tsy mandre tsara loatra ka manontany ny hafa, lalodalovana tsy mahare tsara ka izay lazain' ny olona no mba lazainy koa [Rajemisa 1985]
English translation to listen to unauthenticated reports [Richardson 1885]
Quotes 

Updated on 2020/07/31