Entry mimpirina (ampirina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Milamina, milahatra, voapetraka tsara amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra: Rehefa mimpirina tsara ny trano vao mahazo mandeha ianao [1.1]
Examples Misy sainam-pirenena malagasy mimpirina tokoa ery an-joron-trano. [2.470]
Morphology 
Present : mimpirina
Past : nimpirina
Future : himpirina

Anagrams 

Updated on 2023/01/20