Entry | ![]() |
ampirina |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Hazandrano kely madinika noho ny toho [Rajemisa 1985] | |
English definition | the name of a fish resembling the toho. [Richardson 1885] | |
Vocabulary | Zoology: fishes | |
Entry | ![]() |
ampirina |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Fandaminana zavatra mba tsy hikorontana na hiparitaka fa hipetraka amin' ny toerany avy ¶ Fitehirizana, firaketana [Rajemisa 1985] | |
English definition | the tying up of packages or luggage, each in its proper place. [Richardson 1885] | |
French definition | Ordre, arrangement, disposition de chaque chose à sa place ¶ action de se blottir, de se ranger par côté [Abinal 1888] | |
Derivations | ampirimana, ampirimina, ampirinana, ampirinina, anampirimana, fampirina, fampirimana, fanampirina, fanampirimana, fiampirina, mahampirina, mampirina, manampirina, miampirina, mimpirina, mpampirina, mpanampirina, mpiampirina, voampirina | |
Updated on 2016/10/30 |
![]() |