Entry miloha (loha)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miendrika lohan-javatra toy izao na toy izao: Miloha lefona ny tahon' ny saina [Rajemisa 1985]
Morphology 
miloha
niloha
hiloha

Entry miloha
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Sihanaka] fomba fitolon'omby [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31