Entry milevina (levina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitoetra aorian' ny fahafatesana: Ato no milevina i Dada sy Neny
Miafina, mitototra: Misy rakitra sarobidy milevina ato
Mijanona ela be any amin' izay aleha: Milevena any an-tsena any ange ialahy raha ta hahita ahy [1.1]
Explanations in English To be buried [1.7]
Explanations in French être enseveli [1.8]
Morphology 
Present : milevina
Past : nilevina
Future : hilevina
Imperative : milevena
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20