Entry miletra (letra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miditra ka tsy afa-mivoaka intsony: Miletra ao anatin' ny gadanà ny fanalahidy
Mitovy hevitra: mihitsoka ~ mihizina
Miditra betsaka: Mbola miletra ato an-trano ihany ny olona, nefa efa tsy omby
Mitovy hevitra: misesika ~ misisika ~ misosososo
Mihinana be dia be, manao voky hatenda: Niletra ny anao lahy omaly tany amin'ny fanasana ha nandraiki-narary ~ Niletra vomanga Isambilo ka narary kibo [1.1]
Morphology 
Present : miletra
Past : niletra
Future : hiletra
Imperative : milera

Updated on 2023/01/20