Entry mihitsoka (hitsoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Latsaka amin' ny toerana iray ka tsy afa-miala: Nihitsoka tao an-davaka ny fiaranay
Mijanona tsy miasa: Mihitsoka amin' ity raharaha ity ny volako [1.1]
Explanations in French être enfoncé, être embourbé, engagé dans, échouer, s’enfoncer, se couler dans ses entreprises, ne pas réussir [1.3]
Examples 
1Mihitsoka hoatra ny otomobilina lany lasantsy. [1.437]
2Vokatr'izany rehetra izany, mihitsoka ny toekarena, tsy mivoatra. [2.606]
Morphology 
Present : mihitsoka
Past : nihitsoka
Future : hihitsoka
Imperative : mihitsoha
Proverbs 

Updated on 2023/01/22