Entry |
milaika
(laika)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandeha miadana dia miadana ka misy fihetsehana kely atao Mandihy amim-pahamendrehana, misonenika, toy ny fanao amin' ny lanonam-pamorana [1.1]
|
Examples | Noroahiny hihahaka teny an-tsaha ny omby ary indry miverina, milaika tsimoramora hamonjy tanàna.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
milaika |
Past : |
nilaika |
Future : |
hilaika |
Imperative : |
milaikà |
|
|
Entry |
milaikà
(laika)
|
Part of speech | imperative of active verb milaika
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|