Entry | mikrôbin > mikrôby | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | [ mikraoby ] [frantsay microbe] anarana ankapobe iantsoana ireo zavamananaina na zavamaniry kiritika kely, tokantsela, tsy hita raha tsy amin' ny mikraoskaopy, miteraka aretina. Misy karazany telo ny mikraoby: 1) ny virosy; 2) ny mikraoby zavamaniry, izay mitsinjara vitsivitsy indray, ka anisan' izany ny bakteria (basila, kaoka, vibrio, spiroketa); 3) ny mikraoby bibikely (hematozoera, amiba, tripanozaoma) [1.1] | |||
[ mikraoba ] Anarana ankapobeny iantsoana an' ireo zavamananaina kiritika tsy hita raha tsy amin' ny fanitajery; miteraka aretina araka ny karazany avy; sokajin' ny tokan-tsela; misy karazany telo dia ny viriosy sy ny mikraoba zavamaniry izay mbols mitsinjara vitsivitsy ka anisan' izany ny bakteria (basila, kaoka, vibriôna, spirôketa), ary ny mikraoba bibikely (hematôzoera, amiba, tripanôzôma). [1.62] | ||||
Explanations in French | Microbe, virus [1.13] | |||
Vocabulary | Biology | |||
Synonyms | otrikaretina | |||
Compound words |
| |||
Origin | French: microbe. | |||