Entry mikotrana (kotrana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mifampipòka, mifandona: Ento mora ireto tavoahangy ireto sao mikotrana
¶ Mifanditra, miady vava: Mikotrana foana izy miaotra ireo
¶ Mitabataba: Tamin' izay, nikotrana ny tanàna [Rajemisa 1985]
Morphology 
mikotrana
nikotrana
hikotrana
mikotràna
Quotes 

Entry mikotràna (kotrana)
Part of speech imperative of active verb mikotrana [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31