Entry mikotrana (kotrana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mifampipòka, mifandona: Ento mora ireto tavoahangy ireto sao mikotrana
Mifanditra, miady vava: Mikotrana foana izy miaotra ireo
Mitabataba: Tamin' izay, nikotrana ny tanàna [1.1]
Morphology 
Present : mikotrana
Past : nikotrana
Future : hikotrana
Imperative : mikotràna
Proverbs 

Entry mikotràna (kotrana)
Part of speech imperative of active verb mikotrana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20