Entry mikorontana (korontana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Tsy milamina, misafotofoto ambony ambany: Mikorontana ny zavatra ato an-trano
¶ Isehoan' ny tsy fifanarahana, tsy mifanaraka: Mikorontana ny fanambadian-dry zareo
¶ Misy tabataba: Nikorontana be ihany ny fanjakana tamin' izay
Mitovy hevitra: mifamotaka ambony ambany ~ mifangaro be ihany ~ tsy milamina [Rajemisa 1985]
Morphology 
mikorontana
nikorontana
hikorontana
mikorontàna
Synonyms mifanjevo ~ misaritaka ~ misavoritaka ~ mifotofoto ~ misafotofoto ~ misavorovoro ~ mikorokoro

Entry mikorontàna (korontana)
Part of speech imperative of active verb mikorontana [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/04/29