Entry mikorapaka (korapaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Sady taitra no maika hanao, mirotoroto, dodona: Nikorapaka namonjy ny ronono nandroatra izy ka nianjera
¶ Mivarina, mianjera, miantonta: Nisy nanenjika azy ka nikorapaka tany an-kady ny anao lahy [Rajemisa 1985]
Morphology 
mikorapaka
nikorapaka
hikorapaka
mikorapaha
Quotes 

Updated on 2010/05/14