Entry |
korapaka
(rapaka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fihetsehana tsy voahevitra noho ny hamaikana na ny hamaimaizana Fahadodonana noho ny fahamaikana, fisahotahana noho ny hatairana ka tsy mahatandrina ny fihetsiky ny tena [1.1]
|
Explanations in English | Striving, hurrying; struggling for release [1.2]
|
| A sudden movement; a struggle for release [1.7]
|
Explanations in French | Mouvement irréfléchi, précipité, empressement [1.3]
|
| Mouvement précipité; ébats [1.8]
|
Derivatives |
|
Synonyms | ~ |
|
Entry |
korapaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Provincial]
Largeness of the feet [1.3]
|
|