Entry mikobana (kobana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy (rano) Mihetsika indray rehefa avy nandry milamina tsara: Mikobana ny rano fa vao nandroan' ny gana
(lamba nosasana) Voasoka tao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony: Efa nikobana ve ity lamba ity hahahiko
Mihontsankontsana: Mikobana ity atody ity izany
(akanjo) Malalaka loatra ka toy ny mihontsana ny tena ao anatiny [1.1]
Morphology 
Present : mikobana
Past : nikobana
Future : hikobana
Imperative : mikobàna
Proverbs 

Entry mikobàna (kobana)
Part of speech imperative of active verb mikobana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20