Entry | kobana | |||
Part of speech | noun | |||
Malagasy definition | Fihetsehan' ny rano indray efa nandry nilamina tsara; fahalalahana amin' ny akanjo; fihontsanana amin' ny atody; fanatsobohana ny lamba sasana ao anaty rano madio rehefa avy voakosoka [Rajemisa 1985] | |||
Derivations |
| |||
Entry | kobana | |||
Part of speech | noun | |||
Malagasy definition | [Taisaka] ny any ambony rihana [Rakotosaona 1975] | |||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |