|
|
|
|

Entry1  mikoa
Root  2 koa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mianjera mikororosy eo an-toerana: Mikoa ny ampiantany
5 Midaboka rehefa avy miendaka: Mikoa ny lalotra ka soloy. [1.1]
Explanations in English  6 to cave in, to fall off in pieces [1.7]
Explanations in French  7 S’ébouler, tomber par plaques, par pièces: Nikoa ny fefiloha (La digue s’est éboulée) ~ Mikoa miendaka ny lalotra (Le crépissage tombe par plaques) [1.3#343]
8 s'ébouler, s'écrouler; tomber par pans ou par plaques [1.8]
Examples  9  Ny rindrina dia tombon-tany efa mikoa. [2.499#]
10  Fa vato kely an-dava-drindrina ihavanao, Ary tany mena mikoa isakaizanareo; [1.437#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Analogs  14  mihetsaka, 15  miletsy
All compound words  16 mikoan' ny nahiny
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 kamiô, 19 kamoy, 20 makio, 21 miako, mikoa, 22 moaky

Updated on 2025/12/08