Entry mikaroka (karoka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitady fatratra: adiny telo aho nikaroka ilay vola very
¶ Mikiky: Misy totozy mikaroha ao anaty vata
¶ Mandinika ela sy mafy, mangaroka: Aza mikaroka zavatra lalina toy izany ianao [Rajemisa 1985]
English translation to scratch, to sound, to investigate, to look for [Hallanger 1973]
French translation fouiller, gratter, chercher; sonder, scruter [Hallanger 1974]
Morphology 
mikaroka
nikaroka
hikaroka
mikaroha
Quotes 

Updated on 2020/07/31