Entry mihota (hota)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tambahoaka, Tanala] mitsako [Rakotosaona 1972]
 Manao hota, mitsako zavatra dia mamoaka azy avy ao am-bava indray [Rajemisa 1985]
Morphology 
mihota
nihota
hihota
Compound words, titles, names 

2010/05/14