Entry hota
Part of speech noun
Malagasy definition Hanina notsakoina ka aloa; hanina voatsakon' ny reny ka omeny ny zanany: Tsy tsara ny manome hota ny zaza [Rajemisa 1985]
English definition anything chewed [Hallanger 1973]
French definition bouchée de nourriture qu'on mâche [Hallanger 1974]
Derivations 
Analogues  manapa-kota

Entry hota
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] fomba fitsako zavatra efa avy notsakoina ka aloa ndray fa tsy atelina [Rakotosaona 1972]

2009/09/01