Entry mihosy (hosy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manitsakitsaka
¶ Manalemy ny bainga vonton-drano amin' ny fanitsakitsahan' ny tongotry ny omby azy mba hambolena ny ketsa [Rajemisa 1985]
English definition to trample the mud in ricefields [Hallanger 1973]
French definition piétiner les rizières [Hallanger 1974]
Morphology 
mihosy
nihosy
hihosy
mihose
Examples akory ity no zatovo tsy mihosy / akory ity no tsy mamboly tsy mamafy fa finaritra mamotsy hoho [Fox: Hainteny, number 371]
Quotes 

Updated on 2012/07/10