Entry | mihofakofaka (hofakofaka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mikopakopaka [1.1] | ||||||
Entry | mihofakofaka (hofakofaka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Misy hoditra manify na takela-koditra miendaka: Asa izay nahazo an-dRasoa fa mihofakofaka be ihany ny tarehiny. / Mihofakofaka ny hoditry ny menarana [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2020/07/31 |