Entry | hofakofaka | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Izay miendaka amin'ny faritra sasan'ny tena ka manjary mihetsiketsika; zavatra tsy mipetaka tsara ka tonga mihofakofaka na mielakelaka [1.1] | ||||||||||||
Explanations in French | Ce qui se détache par écailles, par pellicules ou par petits éclats [1.3] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Entry | hofakofaka (hofaka) | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Kivilivily, vezimbezina, hevingevina [1.1] | ||||||||||||
Explanations in French | Balancement, agitation, secousse [1.3] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Anagrams | hafokafoka, hofakofaka |
Updated on 2023/01/05 |