Entry mihodina (hodina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitsimbadika eo ihany ka ny ambany tonga ambony na ny tany an-kavia lasa any an-kavanana ary dia mifandimby hatrany toy izany: Mihodina ny tany
¶ Mitodika mankany aoriana na ao an-daniny: Tsy ta hahita ahy izy ka nihodina
¶ Tonga simba: Nihodina ity divay ity
¶ Mivadika: Nihodina tamin' ny fanekena izy [Rajemisa 1985]
Explanations in English to turn around; to revolve [Hallanger 1973]
Explanations in French tourner comme une roue; tourner sur soi [Hallanger 1974]
Morphology 
mihodina
mihodin-
mihodim-
mihodi-
nihodina
nihodin-
nihodim-
nihodi-
hihodina
hihodin-
hihodim-
hihodi-
mihod├Čna
Quotes 

Entry mihod├Čna (hodina)
Part of speech imperative of active verb mihodina [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31