Entry mihivingivin-doha
Elementary words mihivingivina ; loha
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manetsiketsika ny loha miankavia miankavanana, manambara tsy fitiavana, faharikorikoana, na fahakiviana [1.1]

Updated on 2023/08/26