Entry mihilana (hilana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miraika kely, mirona, mitongilana fa tsy mahitsy fijoro: Mihilana ity tongo-davarangana ity izany
¶ Mirona fa tsy mitovy lanja: Mihilana mankaty ny mizana [Rajemisa 1985]
Morphology 
mihilana
nihilana
hihilana
mihina
Examples Mihilana ny masoandro. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 8]
Quotes 

Entry mihilàna (hilana)
Part of speech imperative of active verb mihilana [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31