Entry |
mihiaka
(hiaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao feo mirehareha sy matoky hery, mihaika, mihantsy ady: Nihiaka Rakoto teo ambony lampihazo niandry izay sahy hifanandrina aminy Mibaiko amin' ny feo tokana, mafy sy maranitra: Nisy feo nihiaka tany anaty ala tany, dia indreny nisy lehilahy ampolony maro nivoaka ny kirihitra [1.1]
|
Explanations in English | To shout defiance; to shout [1.7]
|
Explanations in French | Pousser des cris, prononcer des paroles de défi [1.8]
|
Examples |
1 | niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra.
[2.470]
|
2 | Ary ialahy, hoy izy nihiaka ohatra ny nihetsehan-tromba tampoka, toa mbola mitahiry zava-maranitra ihany?
[2.472]
|
3 | hoy Railovy somary nihiaka tamin' ny hagagany, ka nanatona azy avokoa ny voronkely indray nialoka taminy.
[2.5]
|
|
Morphology |
Present : |
mihiaka |
Past : |
nihiaka |
Future : |
hihiaka |
|
Proverbs |
|