Entry mihazona (hazona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitana: Mihazona akoho amin' ny tendany
¶ Tsy manome olona ny tokony ho azy: Tsy tsara ny mihazona ny karaman' ny mpiasa [Rajemisa 1985]
English definition to hold, to grasp, to detain. [Richardson 1885]
 to grasp, to retain [Hallanger 1973]
French definition retenir, tenir; saisir [Hallanger 1974]
Morphology 
mihazona
nihazona
hihazona
mihazòna
Examples 
1Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny. [Andriamalala: Zazavavindrano]
2Nosarihina tamin' ny tady nihazona azy amin' ny sambolay ny lakana. [Andriamalala: Ranomasina, page 19]

Entry mihazòna (hazona)
Part of speech imperative of active verb mihazona [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2012/08/06