Entry mihandrona (handrona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mijanona tsy mivoaka fa mitoby fotsiny, monina: Mihandrona eto an-tokotany ny rano
¶ Mipetraka tsy miteraka, tsy mitombo: Loza fa vola dimy alina ny ahy no mihandrona amin' ity raharaha ity
¶ Matoritory, tsy maty tsy velona: Mihandrona ny varotra amin' izao fotoana izao [Rajemisa 1985]
Explanations in English to be stagnant, to be motionless [Hallanger 1973]
Explanations in French être stagnant, rester là longtemps [Hallanger 1974]
Morphology 
mihandrona
nihandrona
hihandrona
mihandròna

Entry mihandròna (handrona)
Part of speech imperative of active verb mihandrona [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31