|
|
|
|

Entry1  mihandrohandro ny ranomaso
Elementary words  2  mihandrohandro, ranomaso
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo
Synonyms  5  manganohano ny ranomaso, mitrahotraho ny ranomaso

Updated on 2023/06/19