Entry mitrahotraho ny ranomaso
Elementary words mitrahotraho ; ranomaso
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo [1.1]
Synonyms manganohano ny ranomaso ~ mihandrohandro ny ranomaso

Updated on 2023/06/19