Entry mihamina (hamina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihamina erỳ izy eny ambony filanjana
¶ (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [Rajemisa 1985]
Morphology 
mihamina
nihamina
hihamina
mihamìna
Synonyms mihaminkamina

Entry mihamìna (hamina)
Part of speech imperative of active verb mihamina [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]
Synonyms mihaminkamìna

Updated on 2020/07/31