Entry hamina
Part of speech noun
Malagasy definition Hamaotinana, fiandriandrianana amin' ny fitafiana na amin' ny toetra [Rajemisa 1985]

Entry hamina
Part of speech noun
Malagasy definition Fipetrahana misonanina tsy misy ahiahy; toetra tony tsy manahy na inona na inona [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry hamina
Part of speech noun
Malagasy definition Lamba fotsy ary manify kely [Rajemisa 1985]
French definition  [Tankarana] toile blanche. [David 1952 (takila H)]
Vocabulary 

2017/03/10