Entry | 1 mihamahantra |
Root | 2 mahantra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in French |
4 [1.66] s'appauvrir 5 [2.996] tomber dans la gêne |
Examples |
6 Raha mihamahantra ny rahalahinao eo akaikinao, ka mivaro-tena aminao, aza dia ampanaovina asan' andevo izy [2.996] 7 Raha mihamahantra ny mponina eny an-tanànakely onenan-dRasoa mianakavy, velona ho azy kosa ny tanàna iray tsy lavitra eo manamorana ny lalamby. [2.470] |
Morphology |
|
Updated on 2023/02/23 |