Entry mifiaka (fiaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony: Mifia-pary lava vany [1.1]
Explanations in English To chew and suck the sugar-cane, bones, and fruit of all kinds. [1.2]
 To chew and suck as in eating sugar cane [1.7]
Explanations in French Mâcher et sucer, comme en mangeant de la canne à sucre [1.8]
Examples valala tsy ampoky ny ahitra va aho / ka hifiaka ny antsoro maina / na sarotra aza ny taona / ka hifiaka ny avohomby? [2.131]
Morphology 
Present : mifiaka
Past : nifiaka
Future : hifiaka
Imperative : mifiaha
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/18