Entry mifanosona (sosona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mifampidipiditra na mifanongona: Misy hifidiananao tsara ireo sobiky mifanosona ireo ~ Milahara tsara fa aza mifanosona toy izao
¶ Atao na tonga indray miaraka: Tsy tiako mihitsy ny ahy ny raharaha mifanosona tahaka izao [Rajemisa 1985]
Morphology 
mifanosona
nifanosona
hifanosona
mifanona

Entry mifanosòna (sosona)
Part of speech imperative of active verb mifanosona [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31