Entry | mifanohitra (tohitra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mifanalavitra be toy ny atsimo sy avaratra, mifanipaka, mifandaka: Mifanohitra ny mamy sy ny mangidy Tsy mitovy hevitra, miady: Mifanohitra ny Tandrefana sy ny Tatsinanana Tsy mifanaraka, tsy mifandrindra: Mifanohitra ny teny lazain' ny vavany sy ny asa ataony Tsy mifanaraka amin' ny..,: Mifanohitra amin' ny fitsipiky ny Fikambanana ny nataonao ka horoahina ianao [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Opposé, contraire [1.13] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |