Entry mifanelanelana (elanelana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra na olona roa karazana, ka tsy atao misesy ny iray karazana fa sisihana ilay karazany faharoa mifandimbidimby aminy: Ataovy mifanelanelana ny mpianatra kilasy fahadimy sy fahenina [1.1]
Morphology 
Present : mifanelanelana
Past : nifanelanelana
Future : hifanelanelana

Updated on 2023/01/05