Entry mifandraika (raika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misy fitovitoviana amin' ny...: Mifandraika amin' ny tarehin-drenibeny ny tarehin' ity zaza ity [Rajemisa 1985]
  [Rajemisa 1985]
English definition having resemblance, similar, like; lit. leaning towards one another. [Richardson 1885]
Morphology 
mifandraika
nifandraika
hifandraika
Synonyms mifandraidraika

Updated on 2012/08/01