| Entry | 1 mifandinika |
| Root | 2 dinika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miara-mamotopototra ny amin' ny antonanton-draharaha iray: Nifandinika momba ny fanambadian' ny ankizy izahay roa tonta
[1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|