Entry mifandimby (dimby)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misesy mifanarakaraka: Efatra ny filoham-pirenena nifandimby teto hatramin' izay
Mifampisolo: Nifandimby izy mirahalahy nitondra ilay entana ~ Nifandimby teny ny andro sy ny alinaa
Enti-milaza olona roa na maro mampiasa zavatra tokana mifamadibadika ka mbetika ny iray, mbetika kosa ny iray hafa: Taloha nifandimby sotro ny mpivady vao teo amin' ny sakafom-pampakarana [1.1]
 Mifampisolo toerana [1.13]
Explanations in French Se succéder, se remplacer [1.13]
Examples 
1Ny andro sy ny alina mifandimby hitondra fanadinoana ho anao [2.471]
2Nifandimby nandahatra koa ireo vahiny telo sisa. [2.472]
Morphology 
Present : mifandimby
Past : nifandimby
Future : hifandimby
Imperative : mifandimbiasa
Proverbs 

Updated on 2023/01/20