Entry mifandaka (daka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mifamely daka: Nifandaka Ibalita sy Isambilo
¶ Mifanohitra ohatra ny atsimo sy avaratra, mifanipaka: Mifandaka be ihany izany hevitrareo izany [Rajemisa 1985]
Morphology 
mifandaka
nifandaka
hifandaka
mifanda
Quotes 

Entry mifandakà (daka)
Part of speech imperative of active verb mifandaka [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31