Entry mifanary (ary)
Part of speech active verb
Explanations in French S'abandonner réciproquement, ne pas s’assister mutuellement [1.3]
Examples Dinam-pokonolona malagasy sady didim-pihavanana naraikitry ny Ombalahibemaso ho lalàm-panjakana mihitsy ny «tsy mifanary an-kasoavana sy an-karatsiana », nefa ny fiaraha-miory no zokin'adidy masina indrindra. [2.298]
Morphology 
Present : mifanary, mifanarin', mifanarin-, mifanarim-
Past : nifanary, nifanarin', nifanarin-, nifanarim-
Future : hifanary, hifanarin', hifanarin-, hifanarim-
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20