Entry mifampiantso (antso)
Part of speech active verb
Examples 
1Nikohona fanindroany ndeha hamaly Iabanindriana kanjo injany olona maromaro no nirodorodo tany alatrano nihiaka sady nitomany, nifampiantso tamin' ny feo feno tahotra sy nanoina tao indrakindrafana [Andriamalala: Zazavavindrano, page 20]
2Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay mifampiantso hoe: Efa nitsoka sodina taminareo izahay, nefa tsy nandihy ianareo; [Baiboly: 49.7.32]
Morphology 
mifampiantso
mifampiantson'
mifampiantson-
mifampiantsom-
nifampiantso
nifampiantson'
nifampiantson-
nifampiantsom-
hifampiantso
hifampiantson'
hifampiantson-
hifampiantsom-

2017/01/21