Entry mifampaka (aka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona roa, ka ny iray maka ny anankiray hafa, ary ity faharoa maka ilay voalohany [1.1]
Morphology 
Present : mifampaka
Past : nifampaka
Future : hifampaka

Updated on 2023/01/20