Entry mifaditra ahitra
Elementary words mifaditra ; ahitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manala faditra amin' ny ravin' ahitra [1.1]
Explanations in English To throw away a portion of grass, as expressing sorrow for one's sin, or for others' sins. [1.2]
Examples Raha zatovo rovi-damba isak'izay mifanena amin'olona mifaditra ahitra ihany. [2.131]

Updated on 2023/10/04