| Entry | 1 mifaditra ahitra |
| Elementary words | 2 mifaditra, 3 ahitra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 manala faditra amin' ny ravin' ahitra
[1.1] |
| Explanations in English |
6 to throw away a portion of grass, as expressing sorrow for one's sin, or for others' sins.
[1.2] |
| Examples |
7 Raha zatovo rovi-damba isak'izay mifanena amin'olona mifaditra ahitra ihany.
[2.131]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|